|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andro mena
Singan-teny  2 andro, 3 mena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety). [1.1]
Voambolana  6  Fotoana 7  Finoana

Teny iditra (2/3)8  andromena
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 Friday. [Provincial] [1.2]
Voambolana  11  Fotoana

Teny iditra (3/3)12  andromena
Singan-teny  13 andro, 14 mena
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 Nom d'un arbre dont l'écorce et le bois fournissait une teinture rouge ; cité par Dandouau.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  18 amendrano, 19 andro mena, andromena, 20 manendroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10